Tabita sy Tetezana Mada mankalaza ny fetin'ny Reny - Journal Madagascar

Niavaka ny fankalazana ny fetin’ny Reny ho an’ireo renim-pianakaviana anatin’ireo ankohonana tohanan’ny Association TETEZANA MADA (www.tetezanamada.org) tamin’ity taona 2015 ity. Ny alahady 31 mey lasa teo tokoa mantsy no notontosaina tetsy amin’ny ivotoerana TABITA ny “journée recréative” (tontolo andro fialamboly) teo ambany fiahian’ny Association TETEZANA MADA avy eto Madagasikara sy ny Association TETEZANA Onlus any …

Niavaka ny fankalazana ny fetin'ny Reny ho an'ireo renim-pianakaviana anatin' ireo ... Aina, sy Ramangalalaina Haingo avy amin'ny Vondrona Facebook Vehivavy ... GODDEFRIN: Misokatra ny QG handraisana ny hetahetan'ny mponin' Ivato.

Lee mas